Teny iditra (1/2) | 1 voamaso |
Singan-teny | 2 voa, maso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the eyeball [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 l'oeil même [1.8] |
Ohatra |
7 Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. [2.470] |
Voambolana |
8 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny voamaso io |
Teny iditra (2/2) | 11 voamaso |
Singan-teny | 12 voa, maso |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01 |