Teny iditra voangaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cétoine [1.3, 2.165]
 Coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3]
Anarana siantifika Cetonia
Ohatra 
1Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69]
2Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/08/19