|
|
|
|

Teny iditra1  voanongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anaran-kafa ilazana ny tanantanampotsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  (de voa : fruit ; et nongo : qui a un rebord ; allusion à la soudure des trois loges du fruit qui reste bien visible). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). [Tanala] [1.196]
5  [Betsileo]
6  [Sakalava]
7  [Tankarana]
Ohatra  8  Fa tamin' izany, jiro voanongo ihany no fantatro. [2.472]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31