|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vohoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  kibon-dranjo [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  4  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  vohoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Tranon-jaza.
9  Ny kibo (itoeran' ny zaza). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  the womb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  la matrice [1.8]
Ohatra  12  Aza mifoka na misotro alikaola mandritra ny fitondrana vohoka. [2.424#]
Voambolana  13  Haiaina
Mpanahaka  14  Tranonjaza, fananahana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18