Teny iditra | vokoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Bent over, stooped [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Courbé, voûté [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | vokoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivohitry ny hazon-damosina [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cyphose [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kovoka, vokoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |