Teny iditra (1/3) | 1 vole |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 volena [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (2/3) | 4 vole |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [fr. volley] Lalao fanatanjahan-tenamisy mpilalao enina an-daniny sy ankilany, ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia ny fanipazana baolina tsy mitehi-tany eo ambonin' ny tady iray mivelatra [1.1] |
Voambolana |
7 Kilalao |
Teny iditra (3/3) | 8 vole |
Sokajin-teny | 9 endritenin' ny hoe voler |
Fivaditsoratra | 10 levo, velo-, vole |
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/25 |