Teny iditra | zanak' anabavy | |
Singan-teny | zanaka ; anabavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Neveu, nièce [1.54] | |
Ohatra | Ary nanana zanakanabavy hono Rasoabemanana, Rasoamananivo no anaran' ilay zanakanabavin-dRasoabemanana
[1.406] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |