|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  singana krômôzôma miantoka ny famindrana sy ny fitrangan'ny toetra ifandovana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  gène, facteur héréditaire [1.13]
Voambolana  5  Haiaina

Teny iditra (2/2)6  Zena
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  8  Zenas [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  9  Zénas [2.996]
Voambolana  10  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11  Toko sy andininy momba Zena
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31