Teny iditra (1/2) | 1 zerô |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Jereo aotra [1.1#1058] 4 tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 zéro [1.4.fr#800] |
Isam-pirenena |
6 0 [3.1] |
Ohatra |
7 Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857#] |
Voambolana |
8 Matematika: rafitrisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny isa 10 Fifanampiana 11 Fampitomboana |
Lahatsoratra |
12 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Teny iditra (2/2) | 13 zéro |
Sokajin-teny | 14 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
15 zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4] |
Fivaditsoratra | 16 roze, zerô |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02 |