|
|
|
|

Teny iditra1  zipo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany lohalika arakaraka ny lamaody. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a skirt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  jupe [1.8]
Ohatra  6  ary zipo roa no nampombaina azy. [2.59#]
7  Tsy ampy hivi-dianana zipo tapaka akory! [2.499#]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  pizo, zipo

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/08