|
|
|
|

Teny iditra1  zompona
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [1.1]
Tovy hevitra  5  jompo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny zompona io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31