|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana 1 misy ny teny hoe : ala rofatra

Ohabolana 1Raha tiana ho tody ny lakana itàna, ny tevin-damosiny aloha no zahàna; raha tiana hateza ny lamba tinafy, tsongoy ny tenony fandrao tsy mafy; raha tiana hateza ny fanambadiana, ny ala rofatra no anontaniana! [3.4]

Fizahan-teny