|
|
|
|

Teny iditra1  lakana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Fifamoivoizan-tsambo
Fanazavàna teny malagasy  9  Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika
10  Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
12  a dugout canoe; any small boat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  pirogue, petit bateau [1.8]
Ohatra  14  Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470]
15  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny lakana io
Sary 
26 
27 

Fivaditsoratra  28  kalana, lakana, lanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16