|
|
|
|

Teny iditra teboka aman-paingo
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny teboka, amana, paingo
 Mari-pijanonan-tsoratra:
-a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy
-b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1]
 Semicolon [3.1]
 Point-virgule [1.5, 1.13]
 ";" [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra sy marika hafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01