| Teny iditra | teboka aman-paingo | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | teboka, amana, paingo | |
| Mari-pijanonan-tsoratra: -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1] | ||
| Semicolon [3.1] | ||
| Point-virgule [1.5, 1.13] | ||
| ";" [3.1] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Mari-tsoratra sy marika hafa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|