Teny iditra (1/3) | 1 dana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
marina, tsara |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an expression which conveys the idea of exactness, as: (folo dana, just ten) ; (maito dana ny ainy his life was cut off in a moment). Comp. daina [Provincial]
|
Mpanahaka | 5 daina |
Teny iditra (2/3) | 6 dana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce de palmier. 9 [1.196] (de l'adjectif dana : ouvert en éventail ; allusion à la forme des feuilles). Palmier proche du satramira mais à fruits beaucoup plus petits. Les feuilles sont employées en sparterie : sacs grossiers, nattes, « sobika », chapeaux, etc. Peut-être une simple forme écologique d'Hyphaene shatan Bojer ex Dammer (Arecaceae). [Tsimihety] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: hazo palma |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 12 Dana |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [2.996] Dan |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [2.996] Dan |
Ohatra |
16 Ary nahoana dana no nitoetra tany an-tsambo? [2.996] |
Voambolana |
17 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Dana |
Fivaditsoratra | 19 anda, dana, nada |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |