|
|
|
|

Teny iditra1  ejipsianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina
Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] egyptian
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] égyptien, égyptienne
Voambolana  6  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  7  ejipta

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26