|
|
|
|

Teny iditra1  Lycopersicon    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Lycopersicon esculentum  angilo, babongo, birika, boaboanga, bobonga, tabiha, voandamora, voangilo, voangilombazaha, voanjamora, voatabia
5  Lycopersicon esculentum var. cerasiforme  lamokambazaha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07