|
|
|
|

Teny iditra1  voatabia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] a tomato
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8, 1.5] tomate
5  [1.196] (de voa : fruit ; et tabiha : gloire, honneur ; allusion au prestige dont jouit ce fruit). C'est l'un des noms de la Tomate : Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae).
Ohatra  6  Ron-tsaramaso sy voatabia no tan-dovia; [2.470#14]
7  Voan' ny voatabia ny akanjoko, tompoko. [2.4#92]
8  Tsy inona anefa fa anamamy sy patsa ary voatabia ihany, saingy nasiany toton-tsakamalao, dia nendasiny tamin' ny menaka aloha vao noranoiny kely nataony ketsaketsa. [2.285#297]
Voambolana  9  Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  10  voatabiha, voatabihy
Anarana ara-tsiansa 
Sary 
12  13 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02