| Teny iditra (1/2) | 1 mahasoa |
| Fototeny | 2 soa |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
9 Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny 10 Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 useful, beneficial
12 to do good [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 utile
14 faire du bien [1.8] |
| Ohatra |
15 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
[2.470#46]
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 Mahasoa |
| Singan-teny | 18 maha~, 19 soa |
| Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 21 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 22 asamaho, 23 mahaosa, Mahasoa, mahasoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|