|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifehy (fehy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mamatotra: Mifehy kitay
4  Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to tie
6  to superintend, to oversee, to overrule, to govern
7  to wear sashes across both shoulders, as in the ceremony of circumcision. [1.2]
8  to control, to govern [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  lier, gouverner, administrer [1.8]
Ohatra  10  Ary ny zoron-trano efatra mifehy vola eny ampovoany. [2.48]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  Mifehy, mifatotra, mirohy, mivadiditra
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny mifehy io

Teny iditra (2/2)19  mifehy
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21  mifindra [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20