|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mikea
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy

Teny iditra (2/4)4  Mikea
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Ohatra  6  [2.606#] Nony tany an' ala izy, nahita mikea izay.
7  [2.508#] Nisy anaram-poko mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa.
Voambolana  8  Tantara: firenena
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny Mikea io

Teny iditra (3/4)10  Mikea
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  12  [2.996] Micah: one of the books of the Bible
Fanazavàna teny frantsay  13  [2.996] Michée: un des livres de la Bible
Voambolana  14  Soratra Masina
Tovy hevitra  15  mika, mika, mika

Teny iditra (4/4)16  Mikea
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18  [2.996] Micaiah
Fanazavàna teny frantsay  19  [2.996] Michée
Ohatra  20  [2.996] Ilay iraka lasa niantso an'i mikea dia niteny taminy nanao hoe:
Voambolana  21  Soratra Masina
Tovy hevitra  22  mikaia, mikaia, mikaia
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23  Toko sy andininy momba Mikea
Lahatsoratra  24  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Mikea

Fivaditsoratra  25  kemai, maike, mekia, miake, mikea, Mikea

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14