|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milalotra (lalotra)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  Plastered, polished, varnished [1.2]
Ohatra  4  Ny bikan-trano sy ny lokony no itambarana amin' ny maha trano gasy azy, mitafo bozaka sy milalotra tanimena. [2.470#]

Teny iditra (2/2)5  milalotra (lalotra)
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  7  To go or work slowly (?) [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08