|
|
|
|

Teny iditra 1  lalotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara
20 Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 plaster, polish [1.2]
22 plaster, a coating [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 crépi; enduit [1.8]
Ohatra  24  ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany. [2.59#]
25  Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lalotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19