Teny iditra (1/2) | 1 orena |
Fototeny | 2 ory |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rabirabina, sorena, hetraketrahina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 orena |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] (généralement prononcé oreña, oriña). Signal, piquet de bois couronné d'une botte d'herbe, indiquant que le champ est ensemencé et qu'il ne faut pas y laisser piétiner le bétail. En Imerina : kiady. [Betsileo]
|
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 13 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |