|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kiady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
4  aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a pole with a tuft of grass used to mark property rights [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [1.8]
Tsipelina hafa  7  kady
Mpanahaka  8  voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny kiady io
Sary 
11 

Teny iditra (2/2)12  kiady
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15  éclaireur (laic); cf. skoto, tily [1.8]

Fivaditsoratra  16  daiky, kiady, kiday

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29