|
|
|
|

Teny iditra1  sakodiavatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Hesitant, doubting, perplexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Perplexe, qui hésite [1.8]
Ohatra  6  Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa. [2.471]
Mpanahaka  7  Vaka, sanganehana, saikatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31