Teny iditra |
soko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fandehanana moramora mba hisambotra [1.78]
|
| Fakana miafina, fijokoana; fahatongavana mangingina tsy ampoizina; fandehanana tsy an-kiteniteny hitsikilo na hijery taratra. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of approaching stealthily [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de s'approcher doucement [1.8]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
soko
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Ngita: soko volo [1.78]
|
|
Teny iditra |
soko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Kankana [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Soko
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Sochoh [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Soko [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|