|
|
|
|

Teny iditra 1  aantsona
Fototeny  2 antsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miantsona, ajanona amin' ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona tsy fidiny tao Toamasina ilay sambo noho ny tafio-drivotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu’on arrête, qu’on fait accoster: Eto ny lakana aantsona (Accostez ici la pirogue) [1.3#57]
Tovy hevitra  10 antsonina

Fivaditsoratra  aantsona, 11 anantsao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22