|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  antsonina
Fototeny  2 antsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ajanona, asaina miantsona: Nantsonina terỳ lavidavitra ny sambo
9 Fiteny kokoa ankehitriny ny hoe: aantsona [1.1]
Tovy hevitra  10 aantsona

Teny iditra (2/2) 11  antsonina
Fototeny  12 antsona
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  18 [Provincial] to be scented from a distance, as by a dog before entering a hut [1.2#62]

Fivaditsoratra  19 anantsino, 20 anantsony, 21 anintsano, 22 anontsany, antsonina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22