|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  antsona
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  16 Ilazana ny fahatongavan' ny sambo na lakana eo amin' ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin' ny morona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 grounded, come to a stop; arrived at a port or harbour, as of a ship. [1.2]
18 grounded, come to a stop [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 Action d’aborder, d’atterrir, d’arrêter au bord de l’eau [1.3#57]
20 arrêté près de la côte [1.8]
Voambolana  21  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (2/3) 22  antsona
Sokajin-teny  23  Tsy lazaina
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27 [Tankarana] flair. § embòlo. [1.19]

Teny iditra (3/3) 28  antsona
Sokajin-teny  29  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  30 [Tanosy] gaga [1.78]

Fivaditsoratra  31 antsano, antsona, 32 ontsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19