|
|
|
|

Teny iditra 1  abaribary
Fototeny  2 baribary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sokafana tsara
9 Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made clear or bright [1.2]
11 to be made public, to be made known [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on écarquille [1.3, 1.8]
13 à écarquiller [1.3]
14 qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle [1.8]
Ohatra  15  Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery [2.470#166]
16  Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra. [2.5#37]
17  Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19