| Teny iditra | 1 baribary |
| Fototeny | 2 bary |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 mitovy hevitra amin' ny bary
15 enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 large, full, well-made, clear, conspicuous
[1.2] 17 open; evident, known [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 évident
[1.3, 1.8] 19 ouvert en grand [1.3] 20 grand ouvert [1.8] |
| Ohatra |
21 Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy?
[2.895#64]
22 Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529#21] |
| Tovy hevitra | 23 bary |
| Fivaditsoratra | baribary, 24 ribariba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|