|
|
|
|

Teny iditra 1  abonina
Fototeny  2 abony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 vokisana hanao zavatra; angolena risihina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu'on trompe, qu'on cajole [1.3]
Mpanahaka  10  abosina, 11  ambosiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19