|
|
|
|

Teny iditra 1  abony
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  16 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
17 famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
18 fitaka atao olona an-kafetsena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 Fourberie, cajolerie [1.3]
Tsipelina hafa  20 abosy, ambosy
Tovy hevitra  21 bony
Mpanahaka  22  angoly, 23  antohim-bato, 24  bontsina, 25  doka, 26  fahan-dalitra, 27  fandriamalemy lafika, 28  fangopangoka, 29  fo omena, 30  kobaka am-bava, 31  lango malemy, 32  lokanga hisatra, 33  pasopasoka, 34  risika, 35  robo, 36  roboka, 37  ronono an-tavy, 38  safosafo, 39  safosiaka, 40  safovody, 41  sarory, 42  saroro, 43  sodika, 44  solia, 45  sombe, 46  sombia, 47  tambitamby, 48  taona, 49  teny malefaka, 50  toho-tsofina, 51  tsetsaka, 52  vato mafana atolotra, 53  vohony, 54  volana hatenda, 55  volana mahadradraka

Fivaditsoratra  abony, 56 Boina, boina, 57 bonia

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19