|
|
|
|

Teny iditra 1  abosina
Fototeny  2 abosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 vokisana hanao zavatra; angolena; risihina: Saingy miaraka amin' ialahy miantsena ny zanak' andriana, ka abosin' ialahy haka ny zavatr' olona (T.A. II, tak.878) [1.1]
Mpanahaka  9  abonina, 10  ambosiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19