Teny iditra adabovavy
Singan-teny adabo ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon' ny olona fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay C’est l’Adabobe [1.3]
  [Sakalava] Autre variété à gros fruits du Ficus cocculifolia Baker (Moraceae), mais plus sucrés, de meilleure qualité. [1.196]
Anarana siantifika Ficus cocculifolia sakalavarum
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09