Teny iditra (1/3) | 1 adabo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taifasy, Taimoro, Taisaka]
amponga |
Voambolana |
4 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/3) | 132 adabo |
Sokajin-teny | 133 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
134 [1.1] karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia) |
Fanazavàna teny anglisy |
135 [1.2] A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp. 136 [1.2] [Sakalava] a large tree 137 [1.7] a large tree of the fig family (south and west) |
Fanazavàna teny frantsay |
138 [1.3] Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits 139 [1.8] espèce de figuier (sud et ouest) 140 [1.196] [Sakalava] Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal. |
Ohatra |
141 ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy [2.48] 142 Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha. [2.59] |
Voambolana |
143 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Zanakanarana |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 163 Ohabolana misy io teny adabo io |
Teny iditra (3/3) | 164 Adabo |
Singan-teny | 165 adabo |
Sokajin-teny | 166 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
167 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 168 abado, aboda, adabo, Adabo, badao, boada |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |