Teny iditra |
adabovavy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon' ny olona fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | C’est l’Adabobe [1.3]
|
| [Sakalava]
Autre variété à gros fruits du Ficus cocculifolia Baker (Moraceae), mais plus sucrés, de meilleure qualité.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Ficus cocculifolia sakalavarum |
Voambolana |
Teny fotony | adabo,
vavy |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
|