|
|
|
|

Teny iditra1  adim-panahy
Singan-teny  2  ady, fanahy
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany. [2.470]
5  Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra. [2.4]
6  Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy. [1.38]
Haiendriteny 
7  Tsotra :

Fivaditsoratra  8  adim-panahy, mpianadahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09