Teny iditra | adola (dola) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Ohatra | Adolany kely ny lohany, ajadony ny tongony no sady akopany ny lambany.
[2.499] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | adola | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] sopanga ( valala ) [1.78] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||||
Tovy hevitra | kedola | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |
![]() |