|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valala
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  innombrable [1.3]
4  Se disait de ce qui est innombrable [2.415]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)8  valala
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  11  Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  a grasshopper, a locust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  sauterelle, criquet [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Zanakanarana 
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny valala io
Lahatsoratra  25  Randzavola: valala ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  26  lavala, valala

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26