|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  adrao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taifasy] karazan-jaboady
4  [1.78] [Taisaka] kary
Voambolana  5  Haibiby: mampinono

Teny iditra (2/3)6  adrao
Fototeny  7  adrà
Sokajin-teny  8  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana adraina [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)9  adrào
Sokajin-teny  10  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3] fi ! fi donc !
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  13  aisy, aoe, adra, editay, eisy, isitra

Fivaditsoratra  14  adaro, adrào, adrao, arado, aroda, draoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08