Teny iditra adrà
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tenim-piontanana enti-mandà amim-pifaliana na enti-maneso, manivaiva: Adrà! tsy vitako izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A word used to express contempt [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Fi ! fi donc ! [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra aisy ~ aoe ~ adrao ~ editay ~ eisy ~ isitra

Teny iditra ADRA
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy The Adventist Development and Relief Agency (ADRA) is a non-governmental, non-sectarian, humanitarian organization established by the Seventh-day Adventist Church for community development, and disaster relief and rehabilitation. ADRA Madagascar belongs to the worldwide ADRA network, with more than 120 supporting and implementing country offices. [5.en.http://www.adra.mg/aboutus]
Voambolana 
Mpanahaka  Fanafohezan-teny

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31