Teny iditra | 1 afa-po |
Singan-teny | 2 afaka, fo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana 5 leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny) 6 miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 satisfied [1.2, 1.7] 8 satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 satisfait [1.8, 1.13] 10 rassasié [1.8] 11 assouvi [1.13] |
Ohatra |
12 Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470#] |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny afa-po io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |