| Teny iditra (1/2) | 1 afara |
| Fototeny | 2 fara |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 aoriana
[1.78, 1.1] 6 [Bara+Tandroy] manaraka [1.78] 7 [Tandroy] ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.5] |
| Ohatra |
8 Ianao mandehana avy ao afara
[1.1]
9 Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [2.4#74] 10 fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [2.48#1006] 11 fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [2.4#139] |
| Tovy hevitra | 12 anafara |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe afara |
| Teny iditra (2/2) | 14 afara |
| Sokajin-teny | 15 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 [Antemoro] rehefa avy eo
[1.78] |
| Tovy hevitra | 17 afarana |
| Fivaditsoratra | afara, 18 arafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|