|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afatra
Fototeny  2  fatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Jerena fatra, jerena habe: Afaro amin' ny sotro ny fanafody sotroinao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be measured.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] à mesurer, qu'on mesure, qu'on paie, qu'on fait payer
Ohatra  7  Dia afatra indray ka very sasaka: [2.48]
8  Lanjaina tsara izy ireny na afatra amin'ny kapoaka vao afangaro. [2.117]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny afatra io

Teny iditra (2/2)14  afatra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Betsimisaraka] kiakiaka
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] [Provincial] a piercing cry. See dradraDRAdra
Voambolana  18  Feo
Haiendriteny 
19  Tsotra :
Sampanteny 
20  Anarana :

Fivaditsoratra  21  afatra, farata, tafara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19