|
|
|
|

Teny iditra 1  afatratra
Fototeny  2 fatratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be put close. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre [1.3]
Ohatra  11  Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472#20]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19