|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  afoñy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fony (hazandrano) [Taimoro] [1.78]
4  hazandrano, fony [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)5  afony (afo)
Sokajin-teny  6  anarana afo sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  7  his/her/their fire [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  son/leur feu [3.1]
Ohatra  9  fa soron'afony ny ombelahy nihary ny tany izany. [2.654#]

Teny iditra (3/3)10  afony (afona)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afonina
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  13  afony, afoñy, foany, afony, afoñy, foany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06