|
|
|
|

Teny iditra1  afonanahary
Singan-teny  2  afo, Nanahary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Afonangatra na afondolo betsaka izay hita toa mirefarefa amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  feu follet [1.3]
Tovy hevitra  6  afonangatra, afondolo, afon' ny matoatoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09